Insérer une photo
Inséré par :
toliara
Date : 11/12/2008 08:51
Visite : 495
Poèmes: 0 Cliquer ici
Fans : 0 Admirer
Insérer un poème Date : 11/12/2008 08:51
Visite : 495
Poèmes: 0 Cliquer ici
Fans : 0 Admirer
lal
Fahiny , mbola teo anivon'ny lalaoMbola tsy nahalala akory izany hoe fitia
Na hoe izany olon-droa mifankatia
namana , namana , namana
Izay ihany no tao an-tsaina
Fa mbola tena tsy nahalala izany hoe " lalaina"
Tampoka teo anefa , toa indro olona iray
Tazako avy lavitra , ao anivon'ny rehetra
Taitra aho , reko mafana ity fo kely
Inona ary izany ? miha mararirary tsikelikely
Noheveriko hoe izaho no tsy salama
Nefa rehefa nandinika aho
Ty vatako tsy mangatsiaka tsy mafana
Rehefa dify anefa ilay masonay zay nifanojo
Toa reko mihena ilay mangotsokotsoka ao am_poko
Nanomboka teo anefa toa tsy azo tory intsony
Ny alina ny ahy ,
ny maso no mikipy , ny vatana tsy matory
Mieritreritra aho hoe: misy olona any hoany
Ka ny manahirana ahy de hoe :
Hifanena indray ve izahay an-droany ?
Tazako fona tokoa izy taty aoriana
Tsy izaho irery ihany anefa , fa na izy koa variana
Varina mijery ahy
Izaho anefa te hiresaka ,nefa miahiahy
Satriko , satriko , satriko ahita azy fona
Sady tena mba te hiresaka aminy aho fa tsy hijanona ho moana
Toa tsy miala ato an-tsaiko intsony ilay endriny sariaka
Rahampitso aho tsy maintsy hitady hevitra hano zay hiresahan-tsika.
Hono hoaho izany ve ilay hoe " TIA "
Lien:
https://vetso.serasera.org/mpanoratra/lal
Poèmes ( 0)
Aucun poème trouvé.
Lectures
Pas encore lu