Inséré par : masolavitra
Date : 23/08/2011 09:08
Visite : 1115
Poèmes: 1 Cliquer ici
Fans : 0 Admirer
Insérer un poème

MOUSTOIFA

izy dia mpanoratra tsy dia fantatry ny maro saingy manana sanganasa maro ihany!
efa nandefa tononkalo tany amin'ny radio maromaro teto an-tanana.
efa tafiditra tao amin'ny havatsa upem.
teraka ny 22 april 1985 tao antohomadinika.
Lien: https://vetso.serasera.org/mpanoratra/moustoifa
Poèmes ( 1)
Lectures

Pas encore lu

Derniers commentaires
masolavitra ( 23/08/2011 09:09)
izy dia sady manoratra tononkira no manoratra tononkalo tsotra ihany koa ary izy dia anisan'ny mpiangaly ny mozika rap!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0172