Insérer une photo Inséré par : bouzikiki
Date : 09/10/2009 12:52
Visite : 1035
Poèmes: 1 Cliquer ici
Fans : 0 Admirer
Insérer un poème

nirojo tis-riky

efa ela no efa nanana faniriana hanoratra. Zanaka mpanao gazety iray nahazo ny loka voalohany tamin'ilay fifaninana mpanao gazety teto Madagasikara izy. 15 taona izy izao ary eo andalan'ny famaramparanana ny fianarany satria ao amin'ny kilasy voalohany izy izao ary ''serie scientifique'' ny tovovavy. mpianatra ao amina sekoly iray eto an-drenivohitra izy, dia ny sekoly Md Antoine Ambodivona izany. faly ny manasa anareo hiaraka hikalo aminy izy. Misaotra mialoha ihany koa amin'ny fiaraha-mikalo...
Lien: https://vetso.serasera.org/mpanoratra/nirojo-tis-riky
Poèmes ( 1)
Lectures

Pas encore lu

Derniers commentaires

Aucun commentaire trouvé.

Ajouter un commentaire
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0149