Insérer une photo
Inséré par :
johari
Date : 21/05/2007 06:38
Visite : 735
Poèmes: 0 Cliquer ici
Fans : 0 Admirer
Insérer un poème Date : 21/05/2007 06:38
Visite : 735
Poèmes: 0 Cliquer ici
Fans : 0 Admirer
Oliva
FefySatriko ho ahy irery
Ny fonao manontolo
Satriko tsy mba hiery
Lay fitiavako voakolo
Satriko hitambatra ho iray
Ny fiainanao sy ny ahy
Satriko ho zaraina indray
Ny ampitso tsy hisy ahiahy
Saingy ny tady tsy tapakao
Toa mamefy ny foko
Tsy hamikitra ny anao
Nefa satriko tsy hiova loko
Ihosy, 19 feb 2007, 22H15
Lien:
https://vetso.serasera.org/mpanoratra/oliva
Poèmes ( 0)
Aucun poème trouvé.
Lectures
Pas encore lu
