Insérer une photo Inséré par : christianrivo9
Date : 31/07/2014 11:59
Visite : 694
Poèmes: 0 Cliquer ici
Fans : 0 Admirer
Insérer un poème

Rics

Randrianarivelo Rivo Christian no tena anarako,teraka tamin'ny 12 janoary 1994 tao Tsiroanomandidy.Mbola mianatra eny amin'ny Oniversiten'i Madagasikara Antananarivo ao amin'ny 'faculté DEGS' taona voalohany.Saingy liana amin'ny fanoratana ka mametraka izany fitiavana izany amin'ny fanatanterahana azy hatrany hatrany mba hisian'ny fifandraisana misy misy kokoa amin'ireo namana mankafia ny haisoratra.
Lien: https://vetso.serasera.org/mpanoratra/rics
Poèmes ( 0)

Aucun poème trouvé.

Lectures

Pas encore lu

Derniers commentaires
christianrivo9 ( 31/07/2014 12:03)
Ny zava-misy mitondra mankany amin'ny fanoratana ka mivoaka ho kanto
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0125