Insérer une photo Inséré par : Ruby
Date : 05/01/2007 16:33
Visite : 1121
Poèmes: 1 Cliquer ici
Fans : 0 Admirer
Insérer un poème

Ruby

Iray ihany ny tononkalo mba nosoratako izay ho soratako eto.
Vita @ teny anglisy ilay izy satria t@ izaho mbola nipetraka tany @ tany niteny anglisy dia tara be t@ izay olona efa nisy tompony izay anefa izaho ihany koa t@ izay mba nisy tompony. Dia samy kopy angamba izahay anefa izy tsy nihetsika mihitsy fa nilaozany nijery ahy fotsiny tsy ankitsahatra. Dia farany nosoratako ilay tononkalo fa tsy tantiko intsony.
Lien: https://vetso.serasera.org/mpanoratra/ruby
Lectures

Pas encore lu

Derniers commentaires

Aucun commentaire trouvé.

Ajouter un commentaire
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0135