Insérer une photo Inséré par : totoahzo
Date : 17/04/2009 08:01
Visite : 1508
Poèmes: 2 Cliquer ici
Fans : 0 Admirer
Insérer un poème

titosy

IZY
Mifalia ry foko fa tonga 'lay tianao
Ilo tsy ho faty mihira anatinao
Ravahiny tokoa ny fiainantsika rehetra
Angolainy feo kanto sy ny tsiky tsisy fetra
Deraiko ianao ry tiako satria mahay mitia
Omeko anao ary 'lay nalefanao taty
Manontany ianao hoe: inona ary izany?
Akon'ny 'lay feo nanafana antsika hatrany
Lalaiko sy henoiko rehefa tojo ny tomany
Anjeliko sy tiako ary mamiko eto an-tany
Lova sarobidy, tsara, tena mamy
Andry mampijoro: ilay fitiavanao izany.
TITOSY
Lien: https://vetso.serasera.org/mpanoratra/titosy
Poèmes ( 2)
Lectures
Derniers commentaires

Aucun commentaire trouvé.

Ajouter un commentaire
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0119