Insérer une photo
Inséré par :
DITSOKA
Date : 10/02/2012 08:59
Visite : 1240
Poèmes: 0 Cliquer ici
Fans : 0 Admirer
Insérer un poème Date : 10/02/2012 08:59
Visite : 1240
Poèmes: 0 Cliquer ici
Fans : 0 Admirer
VAZIMBA MPANAZARY
SANDRATRA Rasendrahasina no tena anarako.ny 09 jolay 1991 aho no teraka.tovovavy tsotra sady be tsikitsiky no be reaka sady izaho rahateo betsileo fa faran'izay saro-kenatra indrindra ihany koa anefa.nanomboka ny taona 2004 aho no nanoratra ary saika miresaka fitiavana avokoa izy ireo.tia mihira aho sady tia mozika rahateo sady fialamboliko ihany koa ny mozika sy ny kabary ary ny manoratra,fa tia manao baolina ihany koa aho.ny mpihira tena ankafiziko dia "olombelo ricky".izay aloha angamba no azoko ambara e!Misaotra anao
Lien:
https://vetso.serasera.org/mpanoratra/vazimba-mpanazary
Poèmes ( 0)
Aucun poème trouvé.
Lectures
Pas encore lu
