Insérer une photo
Inséré par :
walte
Date : 21/01/2010 07:10
Visite : 966
Poèmes: 0 Cliquer ici
Fans : 0 Admirer
Insérer un poème Date : 21/01/2010 07:10
Visite : 966
Poèmes: 0 Cliquer ici
Fans : 0 Admirer
walte
Miarahaba ny ekipa serasera daholo e! mahafinaritra ny site fa tena ahitana ny soatoavina malagasy tokoa. manamporofo izany ireo tonokalo izay tena mampientana ny fo tokoa. Enga anie ka hitohy hatrany ny fandraisan-tsika rehetra anjara amin'ny fitsidihana ity site ity. Mahafinaritra ny teny malagasy ary mba miangavy ny malagasy rehetra mba hanaja sy ho sarotiny amin'ny teny malagasy hoy mantsy ny fitenenana hoe ''Andrianiko ny teniko, ny an'ny hafa feheziko'' mazotoa daholo e!
Lien:
https://vetso.serasera.org/mpanoratra/walte
Poèmes ( 0)
Aucun poème trouvé.
Lectures
Pas encore lu