Commentaire à propos de Asa re!

Revenir à Asa re!
hery ( 29/05/2006 08:59)
Lalina be...

Ho an'izay miaina ity tononkalo ity... dia hoy aho hoe aza variana mibanjina ny lanitra eo... :-) zory ny lalana
ANARIM ( 30/05/2006 06:58)
hi hi hi, ngah kosa moa dia oe hanao tsy ankihetsika fa mba mibanjina kely d mahazo "hery" vaovao itolomana d mandroso @ zay avy eo ngeh e!
Massnatany ( 05/01/2011 07:13)
Marina mihitsy ry anarim fa ilaina ny mibanjina kely ahitana raha mbola akaiky ilay izy na efa mila tsy ho taza-maso intsony... kanefa tsary azo adino an!! hihih

Maha- olombelona feno antsika ny mitadidy ny lasa... mora kokoa hizorana amin'ny lalana vaovao, ary miandrandra ny tsy hanindroa amin'izay hita fa nahasolafaka...

Ary ny "hery" (lol) vaovao tsy maintsy ho azonao foana rehefa ao aminao ilay finiavana handroso, na hijery ny lasa aza ... hira iray, sary iray, toerana iray ... sy izay maro hafa mampahatsiahy antsika ny lasa ... sy ireo tiana lasana ...

Dia miandrandra indray izay tononkalo halefanao eto ny tenako izany, hahitako ny mety niova indray amin'izao 2011 izao ...

Arahaba "nahatratra" ny taona Iraikambinifolo sy roa arivo retsy a!!!!

Ba mamy.

Mass
ANARIM ( 05/01/2011 07:22)
... Mass!!!
bobone ( 16/06/2011 06:51)
ANARIM : hmmm mafinaritra !!!
rehefa manana ny Tompo dia mitraka mandrakariva
manantena fa mbola ipoitra ilay masoandro efa diva
ka na inona fanonjany alondrano ombieny ombieny
dia ny Tompo manana hambara amin'ny halalan'ny teny

koa milanao tsy ho kivy fa hahery hatrany!
satria mifamadimadika ny fiainana eto an-tany
ny mangidy sy mafaitra hiova ho mamy
..............................................

koa hatanjao ny saina fihino ilay tsitoha!
fa ny eo akaikiny no mahatsara anao tokoa
Ajouter un commentaire
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0094