NY TENY MALAGASY (andria)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Raha mbola Gasy ihany ianaoRaha mbola Gasy ihany isika
Dia izao n hangatahiko
aminao
Andeha isika hanarina ilay tenin drazan tsika
Fa manina GASY SAMY GASY
Dia tsy mifampiresaka @ teny malaGASY
...Menatra ve ianao,
Amin ilay tenindrazanao!!
Andria
(28_10_15)
--------
Lien:
Catégorie :
ny teny malagasy - Tanindrazana