S♥uvenir (Andry)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Tononkalo hirahira
Manambara S♥uvenir
No atolotro ho anao
Hoy ilay tianao

S♥uvenir tsy mba tsara
No atolotro ho ano
Nefa kosa manambara
Ny fitiavako anao

Tiko ianao fa tsy mba afoiko
Ry malala izay nokaloiko
Ka tsy mba afoiko na ariako
Fa izy no faniriako

Raha tojo alahelo ny fanahy
Ireto misy teny kely
Dia aza manadino ahy

Raha misy mampahory
Eto anilako matory
N'iza n'iza hiteny
Izaho sy ianao efa irery


mpanoratra Mahery RALANDIMANANA
--------
Lien:
1043 1
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
A propos
Auteur : Andry
Inséré par : lantoandryeric
Date : 14/06/2019 07:44
Lectures

Pas encore lu

Demander une lecture Ajouter audio
Autres poèmes
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0146