Commentaire à propos de Mon amant virtuel

Revenir à Mon amant virtuel
hery ( 07/08/2009 09:01)
Hmmm... mahafehy ny fitiavana virtuel marina izany resaka izany.
Ny olana dia mety ho diso fanantenana rehefa tonga ilay "beau matin"
maeva74 ( 07/08/2009 18:54)
Ka ry zareo angeh efa nihaona e!Fa tsy tohizana ilay tohiny @ manaraka .
dahuily ( 07/08/2009 20:09)
Dia tsy ny tantara ihany fa hatramin'ny tononkalo ihany koa izany dia misy tohiny @ manaraka !!!! Mahay hoa ianao eeeee
Mankasitraka foana
endrika01 ( 08/08/2009 15:30)
Fa nahoana loatra reh! No hoe faranana!Mijaly izy raha izany! Hi hi ,lay olon-tinao VIRTUEL ;-)
maeva74 ( 08/08/2009 16:30)
Tsy azon' i Endrika ve! Tsy hoe faranana fa ilay tantara dia mbola hitohy, toy ny tantara mitohy rehetra ihany .
endrika01 ( 08/08/2009 17:07)
Kay vyi, bonne chance akia a! ;-)
fahamarinana ( 09/08/2009 19:09)
Miandry am-paharetana ilay manaraka akia aho Maeva ! Tena tiako sy lalaiko na ny tantara na ny Tononkalo ,mahafinaritra e!
Hummm ! Manahirana ny amant virtuel zany an ,mety tena mitotona amin'ny tany rehefa mihaona ,na lavo tanteraka tsy mahatraka loha intsony ,na koa tena diso fanantenana ka lasa mirenireny am-pitiavana hatrany hitadiavana iny sombin-tantara iny !
Faha
maeva74 ( 09/08/2009 19:15)
Maro lokony ny fitia tsy haihay intsony e!
fahamarinana ( 09/08/2009 19:21)
Nefa koa ,tsy nisy nisafidy ny ho virtuel angamba na reel fa izay hiantefan'ny Fitiavana dia mitovy sy sahala daholo,eny na maro loko aza araka ny voalaza ? Tiako ilay resaka ohatr'izao ! Misaotra e!
maeva74 ( 09/08/2009 19:40)
Tsy efa im-piry moa aho no nandrara ity foko adaladala
Izy tsy mba nety nino , fa vao maika nitia tsy nisalasala
Ataoko ahoana ny hanery sy hibaiko ity fitiavako efa diso fiantefa
Dia narahiko ambokony eny ihany , ilay fitia tsy nisy fetra
Ajouter un commentaire
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0093