Ampidiro aloha ny tenimiafina
Commentaire à propos de POUR TOI MON AMOUR
Revenir à POUR TOI MON AMOUR
fahamarinana (
09/08/2009 19:12)
Tiko loatra ilay teny hoe :"tu se TOUT pour moi ",isan'ny teny fampiasako sy hitako mahafehy tanteraka ilay Fitiavana rehefa tena tiana lazaina amin'ny teny tsy misy haingony sy pitsopitsony ! Teny tsoatra nefa mahalaza ny tena hankaton'ilay fitia ao anaty ! humm !!
Faha
Faha
maeva74 (
09/08/2009 19:26)
Et oui ! Iza no tsy manonofy ilay fitia tonga lafatra e! " TU ES TOUT POUR MOI , MON COEUR NE BAT QUE POUR TOI "
fahamarinana (
09/08/2009 19:30)
Eka ozy !Ekeko zato isan-jato !...mazana anefa tsy tahaka izay ny ankolafiny roa ! à mediter !....
maeva74 (
09/08/2009 19:45)
L' autre être ! Mba mihirahira ilay hirany koa ve? Asa lahy , angamba koa.
