`LAY FIJERINAO (ciscah)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Mbola tsy nahita ahoZany ka nanaitra ny ao anaty foko ao
Izato ianao
Izato fijerinao
Anaty masoanao
Anaty fijerinao
No naitako ny fonao
No nametrahako ny foko ho anao
Anaty masonao
No naitako lay fitia notadiaviko
Fitia nomenao
Ny angezany, tao no itako
Zany fijerinao
Tsy ho adinko mandrakizay
Noho `zany fijerinao
Ho anao ny fitiavako ka ho mandrakizay
--------
Lien: