Sarak`olo tiana (ciscah)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Raha toa ka sarak 'olo tianaDia aza asiana hakiviana ( Na koa hitomaniana)
Fa mbola ho avy ny hifaliana
Ka ho feno hamamiana
Raha toa ka tianao ilay tiana
Dia aza ampijaliana ( Na koa ampahoriana)
Fa taizao hatrany ireo dina
Ka ho tanteraka izay niriana
Raha toa ka very fanahy
Noho ireo fakam- panahy
Ka hisento sy hangahiahy
Mbola hafa ihany ny ahy
RCD
--------
Lien: