ALAHELO (damien)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
TOA TSAROKO TOA MANGIDY
SY TSY LAITRA SY TSY FIDY
NY ANDRARANA TSOTRIZAO
NY TSY HIAONAKO AMINAO

SARAHINA TSY AVELA HIAONA
TENENINA BEDENA FOANA
NBA HIRONA ILAY FITIA
ARY KOA MBA HIKODIA

MADITRA VE IZAHAY ,SA HOE MAFY LOHA ?
NO TENY MAHARARY SY KITAKITA LAVA NO AVOKA AO AM-PO
MBA HAMANTARANA FA HOE TEZITRA
TSY MBA MISY AKORY IZAY ADY HEVITRA

ATAOVY IZAY ATONAREO
FA NY HEVITRAY DIA HENITRAY IHANY
FA NIZANIZA KOA HO LEO
IZAHAY HIFANKATIA HATRANY

TSY HOE FANIRATSIRANA
NA TSY FANKATOAVAN-TENY
FA TOKONY AM-PANAJANA
RAHA TE HIRESAKA AZY IRENY
--------
Lien:
863 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
A propos
Auteur : damien
Inséré par : randrianaritiana
Date : 14/12/2006 18:14
Lectures

Pas encore lu

Demander une lecture Ajouter audio
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0127