NY MAHANTRA (Doloïer )
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
omby mahia, very namana Olon'ory vitsy sakaiza "ohabolana malagasy
NY MAHANTRA
Tsy adalanay
Ary tsy safidy
Ny tsy hanandRay
Fa mifamahofaho ny mamy sy ny Mangidy
Tsy fanirianay
Ary tsy fanahy iniana
Ny tsy Fisiana
Fa indraindray ny fiainan'olom-belona be Antsojay.
Tsy malaina
Hiasa saina
Raha mahantra
Fa na te hikiry, vitsy ny mihetsi-po hiantra.
Doloïer
26/04/2018
--------
Lien:
Catégorie :
fiainana
Fans:
doloier