Commentaire à propos de Hafa ihany ilay tena hoe nitia...
Revenir à Hafa ihany ilay tena hoe nitia...
Azrael666 (
il y a 7 jours)
tsy ilay tononkaloko ity nantsainao ity Ikalamako fa an'i Njakahery Andriamalala, dia lasa ato e!
ikalamako (
il y a 4 jours)
ooops, saika tsy azoko ilay olana. Disodiso tsy mahamôro i sefo Hery tamin'ny ID nampidirana ny feo. Andraso antsoiko atsy mihitsy aloha. Azafady nama aaa
ikalamako (
il y a 4 jours)
izay fa voahitsy. Mankasitraka sefo Hery o ! Rary soa bevata Azrael a!
