hangina aho (espoire)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
hangina aho ka tsy hitenysatria efa nolavinao
hampanginiko ilay foko kely
izay efa natositosikao
ataoko ahoana moa ny isisika
nefa ianao efa nilaza ho tsy tia
aleoko mampitsahatra ny sentoko
anehoako ny ambopoko
indro hatsahatro ny ranomasoko
anehoako aminao
fa tsy very akory aho na dia tsy eo anilanao
hangina aho
--------
Lien:
Catégorie :
Fiononana