Commentaire à propos de fitiavana mandringa

Revenir à fitiavana mandringa
petakoel ( 14/01/2009 08:51)
marary zan tia nefa ts tiana e! nefa oz za oe courage foana fa ndraindray "les rêves se réalisent" fitiariela=petakoel
katiaa ( 14/01/2009 10:24)
Mankasitra hatrany Petakoel aa, marary tokoa araky ny lazainao ny hoe tia nefa tsy tiana, nefa inona moa no azonao atao afa tsy ny manaiky hoe efa izay no natao ho anao? Ahhh ny zavatra azonao atao kay dia ny manalefaka araka izay azo atao n ratram-ponao. Kourazy ee fa na izany aza hoy ny fitenenana aza atao ambony loatra ny fanantenana. :-)
petakoel ( 14/01/2009 11:08)
za lo ts nanantena mits e.efa adinoko mits na ny endrik io olon io aza ra nifanena zahay 1 an taty aorina; nefa 4 an taorinan'ny nanoratako an io d tateraka arak io tononkalo io mits ny zavatra rehetra. efa fiancé zay zao ar mifakati B mits. nefa mo ts ilaozan n blem kel fôn le amour d raisinay oe sedra-pitia le iz e.vakio le "fitiavana nifoha" d azava koko n tantara
NB:zay no matonga an le anarako oe fitiariela (2003) fitiariela=petakoel
Ajouter un commentaire
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0092