Ny Tontolo sy ny Fitiavako (Fo mitempo)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Io volana tinazako io
Dia mitahiry ny vetso-poko;
Mitanisa ireo fitiavako
Ho anao ry 'lay malalako.

Io masoandro miposaka io
Dia taratry ny hasambarako;
Mitantantara ny fihetseam-poko
Ho anao akia ry tiako.

F'io kintana manjelatra io
Dia toy 'lay ilon'ny fitiavako
Mirehitra tsy mety maty
Fa efa raikitra ato anaty.
--------
Lien:
Catégorie : Fitiavana
1035 0
Commentaires
Poun ( 02/07/2007 11:13)
Mahafinaritra!Mirary anao hatrany hazoto amin'ny fanoratana tonokalo.
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
A propos
Auteur : Fo mitempo
Inséré par : miha
Date : 12/03/2007 06:06
Lectures

Pas encore lu

Demander une lecture Ajouter audio
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0133