Hanaka-danitra?? (Fom'setra setra )

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ho takarinao ny lanitra? Ahoana koa izany
Goliata aza teo niala-satroka tsy sahy
Rapeto koa nanandrana fa nialamaina ihany
Koa maika fa iana: sa be loatra ny ahiahy?
Aoka fa azo! Natahotra ianao ndrao nolavina
Dia nampanantena zatra tsy ho vita
--------
Lien:
Catégorie : Ahiahy
176 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
A propos
Auteur : Fom'setra setra
Inséré par : Fomsetrasetra
Date : 26/09/2014 10:47
Lectures

Pas encore lu

Demander une lecture Ajouter audio
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0134