Ny fitiavana (Ghanot)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ny hatao hoe fitiavana
Fo mifanaiky hiara-dia sy hihavana
Ka na anatin'ny tsara na ny ratsy
Tsy misy hifandao fa iray vatsy

Raha hoe tia moa no ilazako azy!
Tsara ho fantatra fa tsy manala azy
Fa kosa mitempo @ fo manontolo
Ka haharitra fa tsy ho bobongolo

Ny hatao hoe tia moa ry reto
Zay mipetraka ao am-po sady koa mapisento
Diniho izay ho tiavina mandrak'izay
Satria ny fitia mandoro mahamay
--------
Lien:
Catégorie : Fitiavana
943 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
A propos
Auteur : Ghanot
Inséré par : ghanot
Date : 20/02/2007 14:14
Lectures

Pas encore lu

Demander une lecture Ajouter audio
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0134