tena tiako (Gidjsashy)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
tena tiako ianao ka tsy foiko
ka na lavitra aza mbola atsoiko
sanatria raha ho soloiko
ataoko fanalana toloko
tena tiako ianao
ny tratrako ny ho ondano
fa ny foko kosa ho lapanao
tena tiako
tsy sangisangy na koa hoe kilalao
fa tena tia
vonon aho hisedra ity fianana iotry miaraka aminao
nino miseho izaho tsy mba andao fa TIAKO IANAO
--------
Lien:
Catégorie : Fitiavana
2126 0
Commentaires
Gidjashy2 ( 25/03/2015 14:51)
REHEFA TIA DIA VONONA HISEDRA IZAY MISEHO.INONA NY HEVITRAO MOMBA IO
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
A propos
Auteur : Gidjsashy
Inséré par : Gidjashy2
Date : 25/03/2015 14:49
Lectures

Pas encore lu

Demander une lecture Ajouter audio
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0128