NY LALANA (harylovah)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Raha mbola tsisy sakana-Malalaka izorana-
Ny dian-tanjonao,
Mbà mailomailo ihany
Satria ny fahaverezana
no ao ambadika_ao...
HARYLOVAH[200912]
Matio 7:13,14
--------
Lien:
Commentaires
harylovah
(
27/11/2012 19:47)
Mba asiana kalo fohy koa indraindray! dia manasa anao koa mba hitsidika ny Page: Facebook.com/harylovah tononkalo malagasy ... Dia misaotra mialoha anao namaky.