NY MITIA TSY FAHARESENA (Henipitia)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ny mitia tsy faharesenaRaha entina am-pahendrena
Sy entina am-pisainana
Ny fandraisana ny fiainana
Ny mitia tsy faharesena
Raha tsy atao an-katerena
Ny fahaizana mandray
Ny safdin’ny tsirairay
Koa raha mitia nefa toa nolavina
Aza kivy mahereza, mbola ahita fahombiazana
Mbola ho avy ny maraina
Ho tonga soa ilay nantenaina
--------
Lien:
Catégorie :
Fitiavana