Ampidiro aloha ny tenimiafina
Dada!! (hents fy)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Tiako loatra ianao ry dadaNampianatra ahy hibadabada
Nanome fitia feno
Namporisika ahy hiaino
Nanoro ahy ny lalan-tsara
Ary koa nanambara
Fa ny fiainana ho soa
Raha toa ka mankato
hents fy
--------
Rohy:
