Ilay tsingerin-taona (hents fy)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Hiakiaka sy tomany
No hany zay mba re voalohany
Nahatongavana teto an-tany
Tamin'ny andro niatombohany

Mitamberina eny foana
Ny ora maro sy fotoana
Dia miverina sahady
Ilay tsingerin-taona

Tsingerin-taonam-pahasambarana
Nefa hisy fitsaharana
Alahelo be tokoa
Nefa atao ahoana moa!!
--------
Lien:
1825 1
Fans: hents2705
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
A propos
Auteur : hents fy
Inséré par : hents2705
Date : 19/04/2011 06:22
Lectures

Pas encore lu

Demander une lecture Ajouter audio
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0137