Ny lalako (hery ny aina jean yves)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ny lalako rahatr'izayDiahody any @ Ray
Ka tsy misy hay hay
Fa ho velona mandrak'izay
Naiza naiza eto an-tany
Dia fahoriana sy tomany
Nefa any Andanitra any
hafaliana tsy mety lany
Fiadanana no misy any
manakoako aok'izany
Niza niza dia handre
Ireo anjely marobe
--------
Lien:
Catégorie :
fiainana - Aingam-panahy