Sabaka (IHanta)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
SABAKALalao mba nahavariana ihany
Ny sabaka fehizany:
Nisy ambaratonga izany
Natao ihoiranao hatrany
Dia noezahina ombieny
Ny ahafahana azy ireny!
Tsy misy hafa amin'izany
Ny fiainantsika ety an-tany
Fa misy lalana namboarina
Misy fenitra ho tratrarina
Soa sy kanto feno hanitra
hahatrarana ara-lanitra!
--------
Lien:
Catégorie :
Fiainana