Mody ataoko hoe Namana (Ihasinina)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Tiako ianao ho namakona dia tsy ho ahy
na dia tsy hotantanako
aza tsy manahy...
Tiako ianao ho namako
na dia tsy hofihiniko,
na dia tsy ho fananako
aza tsy maninona...
Kanefa tiako ihany
raha toa mba miara-dalana,
raha misy manontany
dia mody ataoko hoe "namana"
--------
Lien:
Fans:
endrika01