ho anao (jarina )
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Tsy amitaka anao sanatryFa manana anambavy koa ny aty
Tsy amitakanao velively
Fa vehivavy toa anao koa raha i Neny
Ny toky izay nomeko anao
Tsy anataoko toy ny kilalao
Fa fitiavana tena matotra
Tsy lany daty fa maharitra
--------
Lien:
Catégorie :
Aingam-panahy - Fitiavana