Ampidiro aloha ny tenimiafina
IZAY TIANA MITOMBO TAREHY (JV Rajaonhson)
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
(...)mbola tazako manangasangaambadik'ilay rahona iny
fitiavany tsy mbola banga
tsisy pentina toy ilay fahiny
Tiana tsy manantsahala
hari-elatra fa tsy handao
tokam-po toa voromailala
mandramaty ny voady natao
Hery miankotso fanahy
ampoka tsiky tsy miato
sambatra tsy mba manahy
mafy sahala ny vato
--------
Lien:
Fans:
iarantsoamahefa
