Babonao ny fo.. (kanto sarobidy)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Omeko anao ny foko,hitoero fa tsy tanaManiry ankilanao, zay nampitsiky ny hafanana
Fa babonao malala ,ka lasa tsisy fetra
Ny foko izay nitempo anao tsy an-tery setra
Hitia anao ny foko,hitia tsy misy fetra
hanolotra am-pitiavana ny amiko rehetra
hanaja ilay teny,nomeko anao tsy an-kiatoko
Ilay hoe ''Tiako ianao''amin'nydinako sy voadiko
Maniry anao ny foko,ny tontoloko rehetra
maniry anao hatrany koa, hitia ahy tsy hisy fetra
fa maniry ko ny foko,hitiavanao ampanajana
ankotran'ireo adalam-pitiavako tsy tana
--------
Lien:
Fans:
kanto01