Nisy anao... (kanto sarobidy)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Raha mbola tsy arÿ akory ny tao amponao taoNo efa nisy tia sy naniry anao ho namana
Miandrandra valiteny mahafa-po raha sitrakao
Ny fony izay mitia antsokosoko tsy hay sakanana...
fony mbola tany anatinao ny fahazazana
no efa azy nitsiry tao anatiny ny fitiavana
fa tsapana na kely aza dia nisy fahabangana
ny fiaina-tsisy anao,andosiran'ny finiavana.....
Manantena anao ny fony,rehefa ary elatra
Andrin'ny fitiavany na taona maro an'isa
Ny fonao sy ny saina,hiriny mba hivelatra
Ka hahatsapa ilay fitia izay toy ny paradisa
--------
Lien:
Catégorie :
sitraka sy setriny - Fitiavana