Ampidiro aloha ny tenimiafina
Nitia Antsokosoko (Kasim)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Nitia antsokosoko,Ka tsy afaka mankaiza!
Mionona re ry foko,
Matanjà, ka mahereza
lay fitia efa nofy,
namokatra ao an-tsaina
nijery sy nitopy,
Tamin'ny tany karakaina
Mionona re ry fo,
Mionona izato izy!
Atrakao koa ny loha
ka adinoy ireo tadidy
--------
Lien:
Catégorie :
Fitiavana
Fans:
Kasim
