Fahendrena (Lëė Dähf'®)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Sarobidy loatra,tsy foy ho atakalo
Tsotsotra kely,tsy ananan'ny maro!
Nananan'ny Ntaolo sy Ray aman-dreny
Ventiventesiny raha miteny!


Raha tsy eo intsony,ilay anadahy
Ka sendra irery,zary manahy
Esory ny tahotra,aza miahiahy
Ho tonga mpandresy,ireo fakam-panahy


Tsy mba nananan'ireo firenena
Tsy hita loko na mainty na mena
Hafatra kely no azoko omena
Tazomy hatrany ilay FAHENDRENA


© Lëė Dähf'®™
F.N.ANDRIAMALALA
--------
Lien:
Catégorie : Tsingerin-taona
1492 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
A propos
Auteur : Lëė Dähf'®
Inséré par : fitahianaandriamalala04
Date : 01/02/2018 18:41
Lectures

Pas encore lu

Demander une lecture Ajouter audio
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0138