Commentaire à propos de Ho ampy ve ?

Revenir à Ho ampy ve ?
bichette ( 29/07/2004 07:24)
oay lanto !
hery ( 29/07/2004 08:19)
Tsy ampy aloha ny tsiky
Fa ny ampy ve no ilaina?
lanto ( 31/07/2004 10:16)
oay bichette ?!!!
hery> ny ampy sao be loatra ?
tda :-)
yonikafopl ( 19/08/2004 14:28)
hery mila ovaina kely le tsiky dia ampy ao zany, dia i lanto manome hevitra we inn no mety ho ampy.
lanto ( 19/08/2004 17:33)
yonika > tokona hatao fanontaniana hoe : tsiky ve ampy ? de samy mamaly araka izay tiany.

bizzz vô ampy :))
hery ( 18/04/2023 16:54)
Sendra niserana tetsy amin'ny Antsantononkalo androany ity dia novakiako sy nohenoiko indray :-)
Ajouter un commentaire
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0099