TOAKA (ledada)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Raha misy ny rano madioNy fisotroko anisan'izany
Fisotro mampiadana io
Fisotro mandefa vinany
Raha misotro aho tsy maintsy mipaozy
Fisotro tsy zakan'ny zaza
Ny fisotroko fa misy daozy
Fisotro manetry ny ambony
Fa manandratra kosa ny ambany
Fisotro tsy misy ohatr'itony
Ny fisotroko sahala @ izany
Izay misotro azy d misafoaka
Raha mandeha koa tsy maintsy midola
Izany no atao hoe TOAKA
Saingy indrisy fa mandany vola
--------
Lien:
Catégorie :
Malalaka
Commentaires
princiah
(
19/08/2007 09:34)
enao zany tena tia misotro mits e? hi hi.