Ny Mandrakizaiko (Limany)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Izay zavatra mety hitranga any aloha tena mbola tsy haiko,
Satria misy tsy miankina amiko sady tsy takatry ny saiko
Fa vonona kosa aho hanao an'izay mba tratran'ny aiko.
Hahatô an'ireo vinantsika sy izay efa nampanantenaiko,

Eny akia a:
Tiako ho laniana miaraka aminao ny Mandrakizaiko,

Limany
--------
Lien:
Catégorie : Fitiavana
14 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
A propos
Auteur : Limany
Inséré par : Limany
Date : 17/09/2026 17:44
Lectures

Pas encore lu

Demander une lecture Ajouter audio
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0108