Commentaire à propos de Tiako ianao ry Nofy

Revenir à Tiako ianao ry Nofy
ihafatra ( 14/04/2015 19:48)
fa ny nofy no tahiry
amikirako anao
ary nofy no tsiriry
voninkazo vaovao

fa ny nofy no asambarana
anorohako anao
fa ny nofy ny famantarana
fa tena tiko ianao!
nalaina.andriambola ( 30/10/2017 06:30)
Tsara be fa misaotra
Ajouter un commentaire
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0093