Fetinao Androany (makouto)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Hery, fetinao androany zao
ka ho Entiko miarahaba anao
fo Ravo feno firariana
mirarY fiainam-pifaliana

Hery, saotra feno tsy hay lazaina
Atolotra ho anao izao
Nampifandray tsy an-kalaina
Tsy nahalala izay maraina
fA nanao 'zay azo atao
nAnampy reo niantso anao
Isan'andro tsisy andraso
Na dia be aza ny ankaso
tsy nAnary tsy nandao


Hery, fetinao androany zao
ka mirary soa ho anao
--------
Lien:
Catégorie : Tsingerin-taona
2001 1
Fans: hery
Commentaires
makouto ( 30/12/2009 23:40)
de miarahaba anao razokiny e

de hitombo HERY sy fahasalamana ahafahana miatrika ny adidy e


hery ( 31/12/2009 21:22)
Misaotra eee
Lasa poeta kou ranjandry kle loll.
raozigasy ( 01/01/2010 21:25)
Marina izany Razokiny sy Razandriny a
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
A propos
Auteur : makouto
Inséré par : makouto
Date : 30/12/2009 23:27
Lectures

Pas encore lu

Demander une lecture Ajouter audio
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0136