Zava-misy (Malagasy tononkalo)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Vato mitsanganavato fehizoro
faty mitsangana
natao hoe lolo
vonin-kazo mamelana
tsara kolo sy kara
zanaka nateraka
solofo dimby ary fara
tokan-trano vao
izay mafy orina
noho izaho sy ianao
niara-nitolona
--------
Lien: