29 MARTSA 1947 (MAMIKELY)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
29 martsa 1947

Andro iray tsy ho adinoina
Sady tantara tsy mba maty
Ilay tena namonoina
Ireo vahoaka Malagasy

Tantara tsy ahy vonoina
Ary voatahiry am-po
Tsy mba maty fa inonà
Ho voatahiry tsy ho lo

29 martsa 1947
Ilay andro iray naharavarava
Tsy hitahita akory ary vetivety
Dia 59 taona rahavana

Tantara tsy mba maty
Ary tsy hay vonoina
Ho tehirizina tsy ho ratsy
Ary mba ho koloina

Andro izay manandanja
Eo amin’ny Malagasy
Lay daty fanta-daza
Dia ny 29 martsa




MAMIKELY LE 11/11/06
--------
Lien:
Catégorie : Fahatsiarovana
1480 0
Commentaires
heryjeanyves ( 12/08/2012 01:36)
tsar fa tohizo!!!!
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
A propos
Auteur : MAMIKELY
Inséré par : sely1993
Date : 11/11/2006 08:18
Lectures

Pas encore lu

Demander une lecture Ajouter audio
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0129