Hevitra momba ny TSY FANTATRAO!!!

Hiverina amin'ny TSY FANTATRAO!!!
Ryana ( 02/10/2008 15:41)
Tsara!
FA dia tena tsy fantatra hatrami'nny farany tokoa anie izany ê!!
Misy soratsoratro izay ohatry ny hoe mifamaly amin'io... Aleo jereko dia apetrako eto.
Mankalaza!
Ryana
mampikanto21 ( 08/10/2008 10:12)
Miarahaba an'i Ryana e!

Mankasitraka e!
Fa h@zao aoha dia ezahina kobonina ny any anaty any e!

Mampikanto
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0107