NANONOFY... (Manantsoa)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Nanonofy aho
Hoe iny isika telo miainaka
No indray nifampitantana.
Sady nifamboraka hoe hiaraka tsy hisaraka;
Hoy ilay nofiko alina.
|
Eny ... Tokoa fa hafahafa
Izaho nantsoina dada,
Ianao natao hoe mama
Ankohonana iray natambatry ny anjara;
Hoy ilay nofiko alina.
|
Fa hoy ilay nofinofy:
Na tsy zanako aza izy iny
Dia lalaiko sady mamiko satria koa tena tiny.
Resin_drafitiavana ka aza omena tsiny!
--------
Lien:
Catégorie : Fitiavana
768 1
Fans: Manantsoa sc
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
A propos
Auteur : Manantsoa
Inséré par : Manantsoa sc
Date : 07/09/2017 18:04
Lectures

Pas encore lu

Demander une lecture Ajouter audio
Autres poèmes
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0198