Commentaire à propos de Ho an'ny ankohonany
Revenir à Ho an'ny ankohonany
pissoa (
11/04/2008 17:05)
Tsara be !
Mandefitra (
14/04/2008 05:02)
Misaotra an pissoa, mba nirediredy fa mafy ny fiainana hehehe
zoky (
14/04/2008 07:15)
Marina zany,tohizo fa tsar
mikous (
10/03/2010 09:42)
mikous!
Ny adinao anio, tsy adinony tsy akory fa hivaly tsy ho ela,
hamiratra sy soa ny ho avin-janakao sy izay ho taranany
koa miezaha hatrany anefa na izany aza, aza maharitra ela
ndrao tanin'olon-kafa no hasoavinao sy ho ireharehavany!

mandefitra (
18/03/2010 12:23)
Misaotra an'i Mikous, sady mamely fantsy ihany an ... arotsahy lay sangan'asa aza ho jinery
fahamarinana (
20/03/2010 16:39)
Atsia !! Kay miakatra koa ny Aingam-panahintsika ry Mandefitra ? Mahafinaritra e!:-)