JOSETTE (Manjakavelo chackmanof prosper)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
JOSETTE
Ho an'i malalako tiako josette,
Izay tsara fanahy sy fanenty,
Hitiavako azy tsy dia maventy.
Tsara bika tsy dia mainty
Manina aho ry malala,
manambara ny fitiavako tsy misalasala
Nanao izao tonokalo izao aho ho anao
Hanambarako ny fitiavako tsy kilalao.
Tiako ianao ka moa ve tsy tsapanao
Ka raiso izany ary mba anjakao
Fantaro fa ny foko no miteny sy mitalao
Mihangavy aho ny fitiavatsika aza hatao,
ankila-bao.
Antanin'olona hono ny malalany,
fa ny fony dia ampelan-tanany.
Hambarako azy matetika fa tsy ambelako izy,
izaho olon-dehibe miresaka fa tsy ankizy.
Mavesatra tena mavesatra tokoa,
izany fitiavako izany ka haoka,
mba hozaraiko azy,hiriako mba tsy ho lany.
Izaho tsy manao lela mamy fa fitiavako azy
Hiriako hitoy hatrany hatrany.
Tao amin’ny badoo izay roa no nifankafatatra
Na dia izany aza dia tonga lafatra.
Kambana izy tsy sangy na sur prise
Tsy iza izany fa saholy izay manja kely otrany sary bakoly ………….. FIN
--------
Lien:
Catégorie : Fitiavana
838 1
Fans: pros
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
A propos
Auteur : Manjakavelo chackmanof prosper
Inséré par : pros
Date : 27/01/2011 16:17
Lectures

Pas encore lu

Demander une lecture Ajouter audio
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0136