Fo maratra (mateoh)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
…
dia tsy nisy ady, tsy nisy nifandirana
fa tsotra izao
leo ianao ka nitady fomba ihodivirana
dia misaotra indrindra
fa fanomezana hotsaroiko mandramaty
lay andron'ny tsingerin-taonako
nandratranao ndray ny foko
angamba,
tsy nitovy lay fitia tanaty …
mantsy ianao tsy sahy milaza
lay marina tsy miafina : fa izaho kay tsy notiavina
dia zary rakitra ho tadidy fa hay aho tsy nofinidy
misaotra nanome torohay fa tena nahafay
--------
Lien:
Catégorie : Fitiavana
1354 1
Fans: fiononako2
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
A propos
Auteur : mateoh
Inséré par : fiononako2
Date : 10/11/2017 08:42
Lectures

Pas encore lu

Demander une lecture Ajouter audio
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0112